<-
->

Jer / Jr 43:1 And it came to pass, that when Jeremiah had made an end of speaking unto all the people all the words of the Lord their God, for which the Lord their God had sent him to them, even all these words, Ary rehefa tapitra voalazan' i Jeremia tamin' ny vahoaka rehetra izany teny rehetra avy tamin' i Jehovah Andriamaniny izany, izay nanirahan' i Jehovah Andriamanitra azy holazaina aminy, Nony tapitra voalazan' i Jeremia tamin' ny vahoaka rehetra avokoa ny tenin' ny Tompo Andriamaniny, ireo teny rehetra nanirahan' ny Tompo Andriamaniny azy ho aminy, Lorsque Jérémie eut achevé de dire à tout le peuple toutes les paroles de Yahvé leur Dieu, dont Yahvé leur Dieu l' avait chargé pour eux toutes les paroles rapportées