<-
->

Jer / Jr 43:10 And say unto them, Thus saith the Lord of hosts, the God of Israel; Behold, I will send and take Nebuchadrezzar the king of Babylon, my servant, and will set his throne upon these stones that I have hid; and he shall spread his royal pavilion over them. ka lazao aminy hoe: Izao no lazain' i Jehovah, Tompon' ny maro, Andriamanitry ny Isiraely: Indro Aho haniraka haka an' i Nebokadnezara, mpanjakan' i Babylona, mpanompoko, ka haoriko amin' ireto vato nafeniko ireto ny seza fiandrianany; ary hamelatra ny lambany tsara tarehy hatao alokaloka eo amboniny izy. dia lazao amin' izy ireo hoe: Izao no lazain' ny Tompon' ny tafika, Andriamanitr' Israely: Indro aho haniraka haka an' i Nabokodonozora, mpanjakan' i Babilona mpanompoko, sy hametraka ny seza fiandrianany eo ambonin' ireto vato nafeniko ireto; ary izy hamelatra ny karipetrany eo ambonin' ireo. Puis dis à ces gens : "Ainsi parle Yahvé Sabaot, le Dieu d' Israël. Voici, je vais envoyer chercher Nabuchodonosor, roi de Babylone, mon serviteur; il installera son trône sur ces pierres que j' ai enfouies, et il déploiera sur elles son dais.