<- -> |
[King James Bible] Book of Jeremiah |
[Baiboly 1865] Jeremia |
[Baiboly Katolika] Jeremia |
[Bible de Jérusalem] Livre de Jérémie |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Jer / Jr 43:11 | And when he cometh, he shall smite the land of |
Eny, ho avy izy hamely ny tany Egypta, ka izay ho amin' ny areti-mandringana dia ho amin' ny areti-mandringana, ary izay ho amin' ny fahababoana dia ho amin' ny fahababoana, ary izay ho amin' ny sabatra dia ho amin' ny sabatra. | Ho avy izy, ka hamely ny tany Ejipta; ka izay ho amin' ny fahafatesana, matesa; izay ho amin' ny fahababoana, baboy; izay ho amin' ny sabatra, alavoin-tsabatra. | Il viendra et frappera le pays d' |