<-
->

Jer / Jr 43:6 Even men, and women, and children, and the king' s daughters, and every person that Nebuzaradan the captain of the guard had left with Gedaliah the son of Ahikam the son of Shaphan, and Jeremiah the prophet, and Baruch the son of Neriah. dia ny lehilahy sy ny zaza amim-behivavy sy ny vehivavy zanak' andriana ary ny olona rehetra izay navelan' i Nebozaradana, lehiben' ny mpiambina, tao amin' i Gedalia, zanak' i Ahikama, zanak' i Safana, sy tao amin' i Jeremia mpaminany sy Baroka, zanak' i Neria ny lehilahy, ny zaza amam-behivavy, ny zanakavavin' ny mpanjaka, mbamin' ny olona rehetra, navelan' i Nabozardana lehiben' ny mpiambina niaraka tamin' i Godoliasa, zanak' i Ahikama, zanak' i Safàna, ary koa Jeremia mpaminany, mbamin' i Baròka, zanak' i Neriàsa. hommes, femmes et enfants, ainsi que les filles du roi et toutes les personnes que Nebuzaradân, commandant de la garde, avait laissées avec Godolias, fils d' Ahiqam, fils de Shaphân, notamment le prophète Jérémie et Baruch, fils de Nériyya.