<-
->

Jer / Jr 44:1 The word that came to Jeremiah concerning all the Jews which dwell in the land of Egypt, which dwell at Migdol, and at Tahpanhes, and at Noph, and in the country of Pathros, saying, Ny teny izay tonga tamin' i Jeremia ho amin' ny Jiosy rehetra izay nonina tany amin' ny tany Egypta, dia izay nonina tao Migdola sy Tapanesa sy Memfisa, ary tany amin' ny tany Patrosa, nanao hoe: Ny teny tonga tamin' i Jeremia, ho an' ny Jodeana rehetra nitoetra tany amin' ny tany Ejipta, dia izay nitoetra tany Migdola, tany Tafnesa, tany Nofa, sy tany amin' ny tany Fatoresa, nanao hoe: Parole qui fut adressée à Jérémie pour tous les Judéens installés au pays d' Egypte, en résidence à Migdol, Tahpanhès, Noph, et au pays de Patros.