<-
->

Jer / Jr 44:6 Wherefore my fury and mine anger was poured forth, and was kindled in the cities of Judah and in the streets of Jerusalem; and they are wasted and desolate, as at this day. Ka dia naidina ny fahavinirako sy ny fahatezerako, eny, nandoro ny tanànan' ny Joda, sy ny teny amin' ny lalamben' i Jerosalema izany, ka dia rava sy lao ireny tahaka ny amin' izao anio izao. Ka dia niantefa tamin' izy ireo ny fahavinirako amam-pahatezerako, ka nirehitra tamin' ny tanànan' i Jodà sy ny làlam-ben' i Jerosalema, ka tonga tany lao sy efitra izany, araka ny hita ankehitriny izao. Alors ma fureur et ma colère se sont déversées, elles ont embrasé les villes de Juda et les rues de Jérusalem, qui furent réduites en ruines et en solitudes, comme c' est le cas aujourd' hui.