<-
->

Jer / Jr 44:7 Therefore now thus saith the Lord, the God of hosts, the God of Israel; Wherefore commit ye this great evil against your souls, to cut off from you man and woman, child and suckling, out of Judah, to leave you none to remain; Koa izao no lazain' i Jehovah, Andriamanitry ny maro, dia Andriamanitry ny Isiraely: Ahoana no anaovanareo izao ratsy lehibe singotry ny ainareo izao, haharingana ny lehilahy sy ny vehivavy, ny ankizy madinika sy ny zaza minono ao amin' ny Joda tsy hahamisy miangana anareo, Koa ankehitriny dia izao no lazain' ny Tompo, Andriamanitry ny tafika, Andriamanitr' Israely: Nahoana hinareo no nampidi-doza mafy toy izao aminareo, dia izay haharingana anareo ao amin' i Jodà, na ny lehilahy na ny vehivavy aminareo, na ny zaza na ny vao minono aminareo, tsy hisy izay sisa havela akory; Et maintenant, ainsi parle Yahvé, le Dieu Sabaot, le Dieu d' Israël : Pourquoi vous causer à vous-mêmes un si grand mal? Vous allez faire exterminer du milieu de Juda hommes et femmes, enfants et nourrissons, sans qu' il vous subsiste un reste,