<-
->

Jer / Jr 44:9 Have ye forgotten the wickedness of your fathers, and the wickedness of the kings of Judah, and the wickedness of their wives, and your own wickedness, and the wickedness of your wives, which they have committed in the land of Judah, and in the streets of Jerusalem? Moa hadinonareo va ny ratsy nataon' ny razanareo sy ny mpanjakan' ny Joda sy ny vadiny ary ny tenanareo sy ny vadinareo, dia izay nataony tany amin' ny tanin' ny Joda sy teny amin' ny lalamben' i Jerosalema? Hadinonareo va ny heloky ny razanareo, ny heloky ny mpanjakan' i Jodà, ny heloky ny vehivavy ao Jodà, ny heloky ny tenanareo, amin' ny tanin' i Jodà, sy teny an-dalam-ben' i Jerosalema? Avez-vous oublié les méfaits de vos pères, ceux des rois de Juda et de vos princes, les vôtres et ceux de vos femmes, commis au pays de Juda et dans les rues de Jérusalem?