<-
->

Jer / Jr 45:1 The word that Jeremiah the prophet spake unto Baruch the son of Neriah, when he had written these words in a book at the mouth of Jeremiah, in the fourth year of Jehoiakim the son of Josiah king of Judah, saying, Ny teny izay nataon' i Jeremia mpaminany tamin' i Baroka, zanak' i Neria, fony izy nanoratra ireto teny ireto tamin' ny taratasy avy tamin' ny vavan' i Jeremia tamin' ny taona fahefatra nanjakan' i Joiakima, zanak' i Josia, mpanjakan' ny Joda, hoe: Ny teny nolazain' i Jeremia mpaminany tamin' i Baròka, zanak' i Nierasa, fony izy nanoratra ireo teny ireo tamin' ny taratasy araka ny nanononan' i Jeremia azy, tamin' ny taona fahefatra nanjakan' i Joakima, zanak' i Josiasa, mpanjakan' i Jodà, toy izao: Parole qu' adressa le prophète Jérémie à Baruch, fils de Nériyya, quand celui-ci écrivit ces paroles dans un livre sous la dictée de Jérémie, la quatrième année de Joiaqim, fils de Josias, roi de Juda.