<-
->

Jer / Jr 46:25 The Lord of hosts, the God of Israel, saith; Behold, I will punish the multitude of No, and Pharaoh, and Egypt, with their gods, and their kings; even Pharaoh, and all them that trust in him: Ary hoy Jehovah, Tompon' ny maro, Andriamanitry ny Isiraely; Indro, hovaliako Amona avy any Nô Ary Farao sy Egypta mbamin' ny andriamaniny sy ny mpanjakany, dia Farao sy izay rehetra matoky azy; Hoy Iavehn' ny tafika, Andriamanitr' Israely: Indro, hovangiako avokoa Amona any No, sy Faraona sy Ejipta, ireo andriamaniny sy ny mpanjakany, ary Faraona mbamin' ireo natoky azy. Yahvé Sabaot, le Dieu d' Israël, a dit : Voici que je vais visiter Amon de No, le Pharaon, l' Egypte, ses dieux et ses rois, Pharaon et ceux qui se fient à lui.