<-
->

Jer / Jr 46:26 And I will deliver them into the hand of those that seek their lives, and into the hand of Nebuchadrezzar king of Babylon, and into the hand of his servants: and afterward it shall be inhabited, as in the days of old, saith the Lord. Ary hatolotro eo an-tànan' izay mitady ny ainy izy, dia eo an-tànan' i Nebokadnezara, mpanjakan' i Babylona, sy eo an-tànan' ny mpanompony; Ary aorian' izany, dia handry fahizay toy ny tamin' ny andro fahiny ihany izy, hoy Jehovah. Ary hatolotra eo an-tànan' izay mitady ny ainy izy ireo, dia eo an-tanan' i Nabokodonozora, mpanjakan' i Babilona, sy eo an-tanan' ny mpanompony. Fa any aorian' izany, vao honenana izy, toy ny tamin' ny andro taloha, - teny marin' ny Tompo. Je les livrerai aux mains de ceux qui en veulent à leur vie, aux mains de Nabuchodonosor, roi de Babylone, et aux mains de ses serviteurs. Mais plus tard l' Egypte sera de nouveau habitée, comme aux jours d' autrefois, oracle de Yahvé.