<-
->

Jer / Jr 46:28 Fear thou not, O Jacob my servant, saith the Lord: for I am with thee; for I will make a full end of all the nations whither I have driven thee: but I will not make a full end of thee, but correct thee in measure; yet will I not leave thee wholly unpunished. Aza matahotra ianao, ry Jakoba mpanompoko, hoy Jehovah, fa momba anao Aho; Fa na dia levoniko aza ny firenena rehetra izay nandroahako anao, ianao tsy mba holevoniko, nefa kosa mba hanariko araka ny antonony ihany ianao, fa tsy dia havelako fotsiny. Aza matahotra hianao, ry Jakoba, mpanompoko, - teny marin' ny Tompo, - fa momba anao aho! Haringako avokoa ny firenena rehetra nandroahako anao. Fa hianao kosa tsy mba haringako. Hofaiziko ara-drariny anefa hianao, fa tsy dia havelako ho afa-potsiny tsy akory. Toi, sois sans crainte, mon serviteur Jacob oracle de Yahvé car je suis avec toi Je ferai l' extermination de toutes les nations où je t' ai dispersé; avec toi je ne ferai pas d' extermination, mais je te châtierai selon le droit, ne te laissant pas impuni.