<-
->

Jer / Jr 46:9 Come up, ye horses; and rage, ye chariots; and let the mighty men come forth; the Ethiopians and the Libyans, that handle the shield; and the Lydians, that handle and bend the bow. Miakara, ianareo soavaly, ary miriota toy ny adala, ianareo kalesy; Ary aoka hivoaka ny lehilahy mahery, dia ny Etiopiana sy ny Libyana, izay mitana ampinga, ary ny Lydiana, izay mitana sy manenjana tsipìka. Mandrosoa, ry soavaly; Mirimorimoa, ry kalesy! Miaingà, ry mpiady! Ry Etiopiana sy Libiana mitanà ampinga, Ry Lidiana, mitanà sy manenjàna tsipìka! Chevaux, chargez! Chars, foncez! Que s' avancent les guerriers, gens de Kush et de Put, porteurs de boucliers, Ludiens qui bandez l' arc!"