<-
->

Jer / Jr 48:31 Therefore will I howl for Moab, and I will cry out for all Moab; mine heart shall mourn for the men of Kirheres. Koa hidradradradra noho ny amin' i Moaba aho; Eny, hitomany noho ny amin' i Moaba rehetra aho, ary hitsetra noho ny amin' ny mponina ao Kira-haresa ny olona. Koa migogogogo aho, noho ny amin' i Moaba; midradradradra aho, noho ny amin' i Moaba rehetra, mitsetra ny olona, noho ny amin' ny mponina ao Kir-Heresa. Aussi je me lamente sur Moab, sur Moab tout entier, j'élève mon cri; on gémit sur les gens de Qir-Hérès.