<-
->

Jer / Jr 48:33 And joy and gladness is taken from the plentiful field, and from the land of Moab, and I have caused wine to fail from the winepresses: none shall tread with shouting; their shouting shall be no shouting. Ary ny hafaliana sy ny faharavoravoana nesorina tamin' ny saha nahavokatra sy tamin' ny tany Moaba, ary nataoko tankina ny divay tamin' ny vata fanantazana ranom-boaloboka, tsy hisy hihoby amin' ny fanitsakitsahana; Ny fihobiana dia tsy fihobiana akory. Foana ny fifaliana amam-piravoravoana, eo amin' ny saha voavoly hazo mamoa sy ny tanin' i Moaba; nataoko tankina ny divay eo amin' ny barika fandoman-boaloboka; tsy hosihosena intsony amim-pihobiana maresaka izy; ny hoby efa tsy hoby intsony. L' allégresse et la gaîté ont disparu des vergers et de la terre de Moab. J' ai tari le vin des cuves, le fouleur ne foule plus, le cri de joie ne résonne plus.