<-
->

Jer / Jr 48:34 From the cry of Heshbon even unto Elealeh, and even unto Jahaz, have they uttered their voice, from Zoar even unto Horonaim, as an heifer of three years old: for the waters also of Nimrim shall be desolate. Ny fitarainan' i Hesbona dia re hatrany Elale sy Jahaza. Hatrany Zoara ka hatrany Horonaima sy Eglata-selisia; Fa na dia ny ranon' i Nimrima aza dia ho ritra koa. Noho ny antsoantson' i Hesebona re hatrany Eleale; hatrany Jasà, dia mandefa ny antsoantsony izy ireo; hatrany Segora ka hatrany Horonaima, hatrany Eglata-Selisia, fa mbamin' ny ranon' i Nemrina aza no ho tankina. Les cris de Heshbôn et de Eléalé vont jusqu'à Yahaç. On élève la voix de Coar jusqu'à Horonayim et à Eglat-Shelishiyya, car même les eaux de Nimrim deviennent un lieu désolé.