<-
->

Jer / Jr 48:38 There shall be lamentation generally upon all the housetops of Moab, and in the streets thereof: for I have broken Moab like a vessel wherein is no pleasure, saith the Lord. Eny, amin' ny tampon-trano rehetra any Moaba sy eny an-kalalahana dia misy fisaonana avokoa; Satria torotoroiko toy ny fanaka tsy mahafinaritra intsony Moaba, hoy Jehovah. Eny ambony tafon-trano rehetra sy eny amin' ny kianja ao Moaba, tsy misy afa-tsy figogogogoana fotsiny; fa nomontsaniko Moaba hoatra ny fanaka tsy ahoan' ny olona intsony, - teny marin' ny Tompo. Sur toutes les terrasses de Moab et sur toutes ses places, ce n' est qu' une lamentation, parce que j' ai brisé Moab comme un vase de rebut, oracle de Yahvé.