<-
->

Jer / Jr 48:41 Kerioth is taken, and the strong holds are surprised, and the mighty men' s hearts in Moab at that day shall be as the heart of a woman in her pangs. Afaka ny tanàna, ka azo ny batery fiarovana, ary amin' izany andro izany ny fon' ny lehilahy maherin' i Moaba dia ho tahaka ny fon' ny vehivavy mihetsi-jaza. Azo Kariota; afaka ny trano mimanda; ary ny fon' ny mpiady maherin' i Moaba amin' izany andro izany, dia toy ny fon' ny vehivavy mihetsi-jaza. Les villes sont prises, les forteresses enlevées. Et le coeur des guerriers de Moab, en ce jour-là, sera pareil au coeur d' une femme en travail.