<-
->

Jer / Jr 49:17 Also Edom shall be a desolation: every one that goeth by it shall be astonished, and shall hiss at all the plagues thereof. Ary ho figagana Edoma: Izay rehetra mandalo azy dia ho gaga ka hisitrisitra noho ny loza rehetra efa namelezana azy. Ho zary fitalanjonana Edoma: Ho talanjona avokoa ny mpandalo, sady hisitrisitra, mahita ny feriny rehetra. Edom deviendra un objet de stupeur; tous ceux qui passeront près d' elle, stupéfaits, siffleront devant toutes ses blessures.