<-
->

Jer / Jr 49:18 As in the overthrow of Sodom and Gomorrah and the neighbour cities thereof, saith the Lord, no man shall abide there, neither shall a son of man dwell in it. Ary toy ny nandravana an' i Sodoma sy Gomora mbamin' ny tanàna teny akaikiny, hoy Jehovah, no tsy hisian' olona honina any, na zanak' olombelona hivahiny any. Hanahaka ny nandravana an' i Sodoma sy Gomora mbamin' ireo tanàna nanodidina azy izy, hoy Iaveh; ka tsy hisy olona monina ao, na hisy zanak' olombelona hipetraka ao. Comme au bouleversement de Sodome, de Gomorrhe et des cités voisines, dit Yahvé, personne n' y habitera plus, aucun humain n' y séjournera plus.