<-
->

Jer / Jr 49:20 Therefore hear the counsel of the Lord, that he hath taken against Edom; and his purposes, that he hath purposed against the inhabitants of Teman: Surely the least of the flock shall draw them out: surely he shall make their habitations desolate with them. Koa henoy ny saina avy amin' i Jehovah, Izay nosaininy hamelezana an' i Edoma, sy ny heviny izay noheveriny hamelezana ny mponina ao Temana: Hoviraviraina tokoa ireny, dia ny kely indrindra amin' ny ondry; Ho gaga azy tokoa ny saha fiandrasana azy. Ka henoy ary ny fikasana naraikitry ny Tompo hamelezana an' i Edoma, sy ny hevitra nosaininy hamelezana ny mponina any Temàna: Eny, hotaritarihana hoatra ny ondry malemy izy; eny, hitanàka mihitsy ny taniny fiandrasana biby fiompy. Aussi apprenez le dessein que Yahvé a formé contre Edom, et le plan qu' il a résolu contre les habitants de Témân Certainement on les traînera comme les plus petits du troupeau! Certainement on va saccager leur prairie devant eux!