<-
->

Jer / Jr 49:28 Concerning Kedar, and concerning the kingdoms of Hazor, which Nebuchadrezzar king of Babylon shall smite, thus saith the Lord; Arise ye, go up to Kedar, and spoil the men of the east. Ny amin' i Kedara sy ny fanjakan' i Hazora, izay resin' i Nebokadnezara, mpanjakan' i Babylona. Izao no lazain' i Jehovah: Mitsangàna ianareo, ka miakara hamely an' i Kedara, ary aringano ny zanaky ny atsinanana. Teny mamely an' i Sedara sy ireo fanjakan' i Hasora, izay nasian' i Nabokodonozora, mpanjakan' i Babilona. Izao no lazain' ny Tompo: Mitsangàna, mandehana mamely an' i Sedara, aringano ny taranaky ny Atsinanana! A Qédar et aux royaumes de Haçor, que vainquit Nabuchodonosor, roi de Babylone. Ainsi parle Yahvé. Levez-vous, montez contre Qédar, anéantissez les fils de l' Orient!