<-
->

Jer / Jr 49:3 Howl, O Heshbon, for Ai is spoiled: cry, ye daughters of Rabbah, gird you with sackcloth; lament, and run to and fro by the hedges; for their king shall go into captivity, and his priests and his princes together. Midradradradrà, ry Hesbona, fa rava Ay! Mitaraina, ianareo zanakavavin' i Raba! Misikina lamba fisaonana ianareo; Manaova fisaonana, ary mivoivoiza eo anaty fefy; Fa lasan-ko babo ny mpanjakany, dia ny mpisorony sy ireo mpanapaka azy. Migogogogoa, ry Hesebona, fa voaroba Hai; Midradradradrà, ry zanakavavin' i Rabah, misikina lasàka, migogogogoa; mivoivoiza manaraka ny fefy; fa nentin-ko sesi-tany Melkoma, mbamin' ny mpisorony amam-panapaka miaraka aminy koa. Gémis, Heshbôn, parce qu' Ar a été dévastée. Hurlez, filles de Rabba! revêtez-vous de sacs, élevez la lamentation, errez dans les enclos! Car Milkom va partir en exil avec ses prêtres et ses princes tous ensemble.