<-
->

Jer / Jr 49:33 And Hazor shall be a dwelling for dragons, and a desolation for ever: there shall no man abide there, nor any son of man dwell in it. Ary Hazora dia ho fonenan' ny amboadia sy ho tany lao mandrakizay; Tsy hisy olona honina any, Na zanak' olombelona hivahiny any. Ka dia ho zary fieren' amboadia Hasora, sy ho tany lao mandrakizay; tsy hisy olona monina ao, tsy hisy zanak' olombelona hipetrakao ao akory. Haçor deviendra un repaire de chacals, une solitude pour toujours. Personne n' y habitera plus, aucun humain n' y séjournera plus.