<-
->

Jer / Jr 49:7 Concerning Edom, thus saith the Lord of hosts; Is wisdom no more in Teman? is counsel perished from the prudent? is their wisdom vanished? Ny amin' i Edoma. Izao no lazain' i Jehovah, Tompon' ny maro: Tsy misy fahendrena intsony va ao Temana? Very saina va ny olon-kendry? Lany va ny fahendreny? Teny mamely an' i Edoma. Izao no lazain' ny Tompon' ny tafika: Efa tsy misy fahendrena intsony va ao Temana? Lany hevitra va ireo mahira-tsaina? Efa levona va ny fahendren' izy ireo? A Edom. Ainsi parle Yahvé Sabaot. N' y a-t-il plus de sagesse dans Témân, le conseil a-t-il disparu chez les gens intelligents; leur sagesse s' est-elle évanouie?