<-
->

Jer / Jr 50:13 Because of the wrath of the Lord it shall not be inhabited, but it shall be wholly desolate: every one that goeth by Babylon shall be astonished, and hiss at all her plagues. Noho ny fahatezeran' i Jehovah dia tsy honenana Babylona. Fa ho tonga tany lao avokoa; Izay rehetra mandalo azy dia ho gaga ka hisitrisitra noho ny loza rehetra namelezana azy. Noho ny hatezeran' ny Tompo tsy honenana intsony izy, fa ho tonga tany lao; izay rehetra handalo eo akaikin' i Babela ho talanjona sy hisitrisitra avokoa mahita ny feriny. La colère de Yahvé fera qu' on n' y habite plus, elle deviendra une solitude totale. Quiconque passera près de Babylone en restera stupéfait et sifflera devant toute ses blessures.