<-
->

Jer / Jr 50:16 Cut off the sower from Babylon, and him that handleth the sickle in the time of harvest: for fear of the oppressing sword they shall turn every one to his people, and they shall flee every one to his own land. Aringano tsy ho any Babylona ny mpamafy sy izay mitana fijinjana amin' ny fararano; Fa noho ny sabatra mandoza dia samy hihodina ho any amin' ny fireneny avy izy, ary samy handositra ho any amin' ny taniny avy. Aringano ao Babela izay mamafy, sy izay mitana antsy fijinjana amin' ny andro fararano. Eo anatrehan' ny sabatra mpandringana samia mihodina ho any amin' ny fireneny avy; samia mandositra ho any amin' ny taniny avy! Retranchez de Babylone celui qui sème et celui qui tient la faucille au temps de la moisson. Loin de l'épée dévastatrice, que chacun retourne à son peuple, que chacun fuie vers son pays!