<-
->

Jer / Jr 50:24 I have laid a snare for thee, and thou art also taken, O Babylon, and thou wast not aware: thou art found, and also caught, because thou hast striven against the Lord. Nofandrihako ianao, ry Babylona, ka voa, nefa tsy fantatrao akory; Hita ka voasambotra koa ianao, Satria nila ady tamin' i Jehovah. Nofandrihako tamin' ny tady vavarana hianao, ka voa, ry Babela, nefa tsy nampoizinao velively izany; hita hianao ka voasambotra, satria nila ady tamin' ny Tompo. Je t' ai tendu un piège et tu as été prise, Babylone, sans t' en apercevoir. Tu as été trouvée et maîtrisée, car tu t' en prenais à Yahvé!