<-
->

Jer / Jr 50:28 The voice of them that flee and escape out of the land of Babylon, to declare in Zion the vengeance of the Lord our God, the vengeance of his temple. Injany! misy feon' izay mandositra sy izay afaka avy any amin' ny tany Babylona, hanambara ny famalian' i Jehovah Andriamanitsika ao Ziona, dia ny famaliana noho ny tempoliny. Fikiakiakan' ireo mandositra, sy ireo mitsoaka miala amin' ny tanin' i Babela! Manambara any Siona ny famalian' ny Tompo Andriamanitsika izy, dia ny famaliany noho ny amin' ny tempoliny! Ecoutez! Fuyards et rescapés du pays de Babylone viennent annoncer dans Sion la vengeance de Yahvé notre Dieu, la vengeance de son Temple!