<-
->

Jer / Jr 50:29 Call together the archers against Babylon: all ye that bend the bow, camp against it round about; let none thereof escape: recompense her according to her work; according to all that she hath done, do unto her: for she hath been proud against the Lord, against the Holy One of Israel. Antsoy ny mpandefa zana-tsipìka hamely an' i Babylona. Dia ny mpanenjana tsipìka rehetra; Mitobia manodidina hamely azy; Aoka tsy hisy ho afaka izy; Valio araka ny asany izy, eny, araka ny asa rehetra nataony, no mba ataovy aminy kosa; Fa niavonavona tamin' i Jehovah izy, dia tamin' ny Iray Masin' ny Isiraely. Antsoy hamely an' i Babela ny mpandefa tsipìka, mbamin' izay rehetra mpanenjana tsipìka, mitobia manodidina azy hianareo; aza misy afa-mandositra! Toraky ny nataony rehetra no mba ataovy aminy kosa, fa nitsangana hanohitra an' ny Tompo, hanohitra an' ilay Masin' Israely. Convoquez les archers contre Babylone, tous ceux qui bandent l' arc! Campez contre elle tout autour, qu' on ne lui laisse pas d' issue. Payez-la selon ses oeuvres, tout ce qu' elle a fait, faites-le lui. Car elle fut insolente contre Yahvé, contre le Saint d' Israël.