<-
->

Jer / Jr 50:4 In those days, and in that time, saith the Lord, the children of Israel shall come, they and the children of Judah together, going and weeping: they shall go, and seek the Lord their God. Amin' izany andro izany sy amin' izany fotoana izany, hoy Jehovah, dia ho avy ny Zanak' Isiraely, dia izy mbamin' ny taranak' i Joda, eny, handeha izy sady hitomany eny am-pandehanana ka hitady an' i Jehovah Andriamaniny. Amin' izany andro izany, sy amin' izany fotoana izany, hiverina ny zanak' Israely, dia izy sy ny zanak' i Jodà koa miaraka aminy. Hitomany eny am-pandehanana izy ireo, ka hitady an' ny Tompo Andriamaniny. En ces jours et en ce temps oracle de Yahvé les enfants d' Israël reviendront eux et les enfants de Juda ensemble , ils feront route en pleurant et chercheront Yahvé leur Dieu.