<-
->

Jer / Jr 50:40 As God overthrew Sodom and Gomorrah and the neighbour cities thereof, saith the Lord; so shall no man abide there, neither shall any son of man dwell therein. Toy ny nandravan' Andriamanitra an' i Sodoma sy Gomora mbamin' ny tanàna eny akaikiny, hoy Jehovah, no tsy hisian' olona honina any na zanak' olombelona hivahiny any. Toy ny tamin' ny nandravan' Andriamanitra an' i Sodoma, Gomora, mbamin' ireo tanàna manodidina azy, - teny marin' ny Tompo, no tsy hisian' olona monina eo; ny zanak' olombelona tsy hitoetra eo. Comme lorsque Dieu renversa Sodome, Gomorrhe et les villes voisines oracle de Yahvé personne n' y habitera plus, aucun humain n' y séjournera plus.