<-
->

Jer / Jr 50:9 For, lo, I will raise and cause to come up against Babylon an assembly of great nations from the north country: and they shall set themselves in array against her; from thence she shall be taken: their arrows shall be as of a mighty expert man; none shall return in vain. Fa, indro, Izaho hamporisika sy hampiakatra firenena lehibe manao andiany avy any avaratra hamely an' i Babylona; Ary hilahatra hamely azy ireo, ka avy ao no hanafahany azy; Ny zana-tsipìkany ho tahaka ny lehilahy mahery sady mahay, izay tsy miverina foana. Fa indro aho hanainga sy handefa hamely an' i Babela ny fitambaran' ny firenena lehibe avy amin' ny tany any avaratra. Hilahatra hiady aminy ireny ka hahafaka azy avy any; ny tsipìkany dia tsipìkan' ny mpiady mahery izay tsy mba miverina mitondra tànam-polo. Car voici : je vais susciter et faire monter contre Babylone une coalition de grandes nations; arrivant du pays du Nord, elles se rangeront contre elle c' est par là qu' on doit la prendre; les flèches sont celles d' un guerrier habile qui ne revient jamais les mains vides.