<-
->

Jer / Jr 51:11 Make bright the arrows; gather the shields: the Lord hath raised up the spirit of the kings of the Medes: for his device is against Babylon, to destroy it; because it is the vengeance of the Lord, the vengeance of his temple. Lambolamboy ny zana-tsipìka, tano ny ampinga; Jehovah efa namporisika ny fanahin' ny mpanjakan' ny Mediana; Fa ny hamely an' i Babylona no nosaininy, mba handringanana azy; Fa famalian' i Jehovah izany, eny, famaliana noho ny tempoliny. Ranito ny zana-tsipìka; misarona ny ampinganareo! Efa nanetsika ny fanahin' ny mpanjakan' i Media Iaveh; fa ny fiheviny an' i Babela dia ny handrava azy. Fa izany no valim-bonoana hataon' ny Tompo dia ny hamaliany noho ny amin' ny tempoliny. Affûtez les flèches, emplissez les carquois! Yahvé a excité l' esprit des rois des Mèdes, car il a formé contre Babylone le projet de la détruire : c' est la vengeance de Yahvé, la vengeance de son Temple.