<-
->

Jer / Jr 51:2 And will send unto Babylon fanners, that shall fan her, and shall empty her land: for in the day of trouble they shall be against her round about. Ary haniraka olona hafa firenena ho any Babylona Aho, izay hikororoka azy ka hahafoana ny taniny; Fa hamely azy manodidina amin' ny andro fahoriana ireo. Ary handefa mpanakororoka hikororoka an' i Babela aho; ka hataony foana ny tany fa hiantoraka hamely azy hatraiza hatraiza ireo, amin' ny andro fahoriana. J' enverrai à Babylone des vanneurs pour la vanner et nettoyer son territoire, car on va l' assiéger de tous côtés au jour du malheur.