<-
->

Jer / Jr 51:29 And the land shall tremble and sorrow: for every purpose of the Lord shall be performed against Babylon, to make the land of Babylon a desolation without an inhabitant. Mihorohoro sy mangovitra ny tany; Fa tanterahina amin' i Babylona ny fikasan' i Jehovah rehetra, mba hahatonga ny tany Babylona ho lao tsy misy mponina. Mihorohoro ny tany, mihefikefika izy, fa mandroso ho tanteraka ny hevitry ny Tompo hamely an' i Babela, mba hanova ny tanin' i Babela ho tany mampatahotra, tsy misy mponina. La terre trembla et frémit. C' est que s' exécutait contre Babylone le plan de Yahvé changer le territoire de Babylone en solitude sans habitants.