<-
->

Jer / Jr 51:33 For thus saith the Lord of hosts, the God of Israel; The daughter of Babylon is like a threshingfloor, it is time to thresh her: yet a little while, and the time of her harvest shall come. Fa izao no lazain i Jehovah, Tompon' ny maro, Andriamanitry ny Isiraely: Babylona zanakavavy dia tahaka ny famoloana amin' ny andro anosena azy; Ary raha mbola tsy toy inona dia ho avy ny andro hijinjana azy. Fa izao no lazain' ny Tompon' ny tafika, Andriamanitr' Israely: Ny zanakavavin' i Babela dia toy ny famoloana amin' ny fotoana fanosena azy, ka kely foana sisa, dia ho tonga aminy, ny andro fararano. Car ainsi parle Yahvé Sabaot, le Dieu d' Israël La fille de Babylone est pareille à une aire au temps où on la foule encore un peu, et ce sera pour elle le temps de la moisson.