<-
->

Jer / Jr 51:34 Nebuchadrezzar the king of Babylon hath devoured me, he hath crushed me, he hath made me an empty vessel, he hath swallowed me up like a dragon, he hath filled his belly with my delicates, he hath cast me out. Efa lanin' i Nebokadnezara, mpanjakan' i Babylona, izahay; Naringany izahay; Napetrany toy ny vata tsy misy entana izahay; Nateliny toy ny fitelin' ny mamba izahay; Nivokisan' ny kibony ny zava-piko, ka dia nandroaka ahy izy. Nandany ahy, nandevona ahy, Nabokodonozora, mpanjakan' i Babela; nampitsatoka ahy teo, toy ny vazy foana, nitelina ahy, toy ny dragona; nameno ny kibony, tamin' ny nahandroko tsara indrindra, dia nandroaka ahy. Il m' a dévorée, consommée, Nabuchodonosor, le roi de Babylone, il m' a laissée comme un plat vide, il m' a engloutie tel le Dragon, il a empli son ventre de mes bons morceaux, il m' a chassée.