<-
->

Jer / Jr 51:37 And Babylon shall become heaps, a dwellingplace for dragons, an astonishment, and an hissing, without an inhabitant. Ary Babylona ho tonga korontam-bato, ho fonenan' ny amboadia, ho figagana sy ho zavatra mampisitrisitra, ka tsy hisy mponina. Ary Babela dia korontam-bato, ho fieren' amboadia, ho fampitahorana sy fanesoana, tsy hisy mponina. Babylone deviendra un tas de pierres, un repaire de chacals, un objet d'épouvante et de dérision, sans plus d' habitants.