<-
->

Jer / Jr 51:41 How is Sheshach taken! and how is the praise of the whole earth surprised! how is Babylon become an astonishment among the nations! Endrey! afaka Sesaka! Ary azo ilay fidèran' ny tany rehetra, Endrey! tonga figagana any amin' ny firenena Babylona. Manao ahoana no nahafahana an' i Sesàka, sy nahazoana an' ilay fireharehan' ny tany rehetra? Nanao ahoana no nahatongavany ho zavatra fampitahorana, Babela, eo amin' ny firenena? Comment Shéshak a-t-elle été prise, comment a-t-elle été conquise, la fierté du monde entier? Comment est-elle devenue une épouvante, Babylone parmi les nations?