<-
->

Jer / Jr 51:44 And I will punish Bel in Babylon, and I will bring forth out of his mouth that which he hath swallowed up: and the nations shall not flow together any more unto him: yea, the wall of Babylon shall fall. Ary Bela dia hampijaliko any Babylona, ka hasaiko haloany izay nateliny; Ary ny firenena tsy hitanjozotra hankany aminy intsony; Ny mandan' i Babylona dia hirodana. Hamangy an' i Bela ao Babela aho: Ka izay nateliny, hotsoahako avy eo am-bavany, ary ny firenena, tsy hitanjozotra ho ao aminy intsony. Ny mandan' i Babela aza, nirodana. Je visiterai Bel dans Babylone et lui retirerai de la bouche ce qu' il a englouti. Vers lui n' afflueront plus les nations, désormais. Et même le rempart de Babylone tombera.