<-
->

Jer / Jr 51:47 Therefore, behold, the days come, that I will do judgment upon the graven images of Babylon: and her whole land shall be confounded, and all her slain shall fall in the midst of her. koa, indro, avy ny andro hamaliako ny sarin-javatr' i Babylona; Ho menatra ny taniny rehetra; Ary ny fatiny rehetra dia hiampatrampatra eo aminy. Koa indro, avy ny andro, hamangiako ny sampin' i Babela; dia hangaihay ny taniny rehetra, ary ho lavo eo aminy avokoa ny voavono ao aminy. En effet, voici venir des jours où je visiterai les idoles de Babylone. Son territoire entier sera dans la honte et tous ses tués gisant dans son sein.