<-
->

Jer / Jr 51:48 Then the heaven and the earth, and all that is therein, shall sing for Babylon: for the spoilers shall come unto her from the north, saith the Lord. Ny lanitra sy ny tany sy izay rehetra ao aminy dia hihoby noho ny amin' i Babylona, satria tonga ao aminy avy any avaratra ireo mpandringana, hoy Jehovah. Ny lanitra sy ny tany mbamin' izay rehetra ao aminy, hanao hobim-kafaliana, noho ny amin' i Babela; satria hiantontan' ireo mpandringana, avy any amin' ny avaratra izy, - teny marin' ny Tompo. Alors pousseront des cris contre Babylone le ciel et la terre et tout ce qu' ils renferment, car du Nord arrivent contre elle les dévastateurs, oracle de Yahvé!