<-
->

Jer / Jr 51:49 As Babylon hath caused the slain of Israel to fall, so at Babylon shall fall the slain of all the earth. Toy ny nampiampatramparan' i Babylona ny faty tamin' ny Isiraely, dia ho toy izany no hiampatramparan' ny faty amin' ny tany rehetra noho ny amin' i Babylona. Tsy maintsy ho lavo i Babela, ry ilay maty amin' Israely, toy ny nahalavoan' ireo maty eran' ny tany ho an' i Babela. Babylone à son tour doit tomber, ô vous, tués d' Israël, de même que par Babylone tombèrent des tués de la terre entière.