<-
->

Jer / Jr 51:50 Ye that have escaped the sword, go away, stand not still: remember the Lord afar off, and let Jerusalem come into your mind. Hianareo izay tsy voan' ny sabatra, mialà, fa aza mijanona; Tsarovy Jehovah, raha mbola lavitra ianareo. Ary aoka ho mby an-tsainareo Jerosalema. Hianareo nieren' ny sabatra, miaingà, fa aza mijanona! Mahatsiarova an' ny Tompo any an-tany lavitra, ary aoka ho velona ao am-ponareo ny fiheverena an' i Jerosalema! Vous qui avez échappé à l'épée, partez! Ne vous arrêtez pas! Au loin, souvenez-vous de Yahvé et que Jérusalem soit présente à votre coeur!