<-
->

Jer / Jr 51:53 Though Babylon should mount up to heaven, and though she should fortify the height of her strength, yet from me shall spoilers come unto her, saith the Lord. Na dia miakatra any an-danitra aza Babylona, ary na dia ataony mafy aza ny fitoerana avo izay heriny, dia avy amiko no hihavian' ny mpandringana azy, hoy Jehovah; Na hisondrotra hatrany an-danitra aza Babela, na hataony tsy azo anihina aza ny tranony mimanda avo, dia ho tongan' ny mpandrava ihany izy, noho ny didiko, - teny marin' ny Tompo. Babylone escaladerait-elle le ciel, renforcerait-elle sa citadelle inaccessible, sur mon ordre lui viendront des dévastateurs oracle de Yahvé.