<-
->

Jer / Jr 51:56 Because the spoiler is come upon her, even upon Babylon, and her mighty men are taken, every one of their bows is broken: for the Lord God of recompences shall surely requite. Fa tonga ao aminy, dia ao Babylona, ny mpandringana, ary voasambotra ny lehilahy maheriny; Tapatapaka avokoa ny tsipìkany Satria Jehovah dia Andriamanitry ny famaliana ka hamaly tokoa. Satria tonga namely azy ny mpandrava, namely an' i Babela; voasambotra ny mpiady maheriny; tapatapaka ny tsipìkany; fa Andriamanitry ny famaliana Iaveh, dia hamaly marina tokoa izy! Car un dévastateur est venu contre elle, contre Babylone, ses héros sont faits captifs, leurs arcs sont brisés. Oui, Yahvé est le Dieu des représailles il paie sûrement!