<-
->

Jer / Jr 51:6 Flee out of the midst of Babylon, and deliver every man his soul: be not cut off in her iniquity; for this is the time of the Lord' s vengeance; he will render unto her a recompence. Mandosira hiala an' i Babylona ianareo, ary samia mamonjy ny ainareo avy; Aoka tsy ho voaringana noho ny fahotany ianareo; Fa izao no andro famalian' i Jehovah, Izy no hamaly azy. Mandosìra lavitra an' i Babilona hianareo, ary samia mamonjy ny ainy! Aoka tsy ho faty noho ny fahotany hianareo fa andro famalian' ny Tompo izao; ka hamaly azy araka izay mendrika azy izy. Fuyez du milieu de Babylone et sauvez chacun votre vie ; ne périssez pas pour son crime car c' est le temps de la vengeance pour Yahvé il va lui payer son dû!