<-
->

Jer / Jr 51:61 And Jeremiah said to Seraiah, When thou comest to Babylon, and shalt see, and shalt read all these words; Ary hoy Jeremia tamin' i Seraia: Rehefa tonga any Babylona ianao, dia tandremo tsara mba hovakinao ireo teny rehetra ireo, Ary hoy Jeremia tamin' i Saraiasa: Rahefa tonga any Babilona hianao dia tandremo ny mba hamaky ireo teny ireo, dia ataovy hoe: Jérémie dit donc à Seraya : "Quand tu arriveras à Babylone, tu auras soin de lire toutes ces paroles-là.