<-
->

Jer / Jr 51:64 And thou shalt say, Thus shall Babylon sink, and shall not rise from the evil that I will bring upon her: and they shall be weary. Thus far are the words of Jeremiah. ka ataovy hoe: Toy izao no hilentehan' i Babylona ka tsy hifongarany intsony noho ny loza hataoko mihatra aminy, ka dia ho reraka izy. Hatreto no tenin' i Jeremia. sy ataovy hoe: Toy izao no hilentehan' i Babilona, sy tsy hifongarany intsony, avy amin' ny loza hahatrako aminy, fa ho lavo lany hery izy. Hatreo no tenin' i Jeremia. en disant : Ainsi doit s' abîmer Babylone pour ne plus se relever du malheur que je fais venir sur elle." Jusqu' ici les paroles de Jérémie.